Entrée | 1 an-kinafinafina |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 [1.1] an-tsokosoko |
Exemples |
4 [2.4#] Dia notantaraiko azy ny nanjo ahy, noborahiko taminy tsy nisy ankinafinafina ny nataoko sy nihatra tamiko. 5 [1.214#mg] Izany laingon-teny avy amin'ny vavan'ny tsy mba mahay ankinafinafina izany, dia ampy hamantaran-dRaseheno ny fototra mitranga lany sy ny faka miafina momba ny toe-tsain'ity renin'i Benja kely. |
Mots élémentaires | 6 afinafina |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |