|
|
|
|

Entrée1  an-kilahila
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Eo amin' ny toerana misolampy tsy azo itombenana tsara: Andeha ho eny an-dohasaha fa an-kilahila itỳ misy antsika itỳ ka sarotra ananganan-day
4  Toerana tsy mampiorin-tsaina: An-kilahila ny fiainan-dRakotoamin' izao fotoana tsy ahitany asa izao [1.1]
Exemples  5  Mac Mahon kosa indray dia eo ankilahila ambony atsinanan'ny trano fiangonana, làlana tokony ho 7 minitra. [2.588#]
Proverbes  6  Proverbes contenant le mot an-kilahila

Anagrammes  7  an-kilahila, hanilakila

Mis à jour le 2023/01/12