|
|
|
|

Entrée1  an-kapobe
Partie du discours  2  nom ou adverbe
Explications en malgache  3  [1.1] Amin' ny ankamaroany, amin' ny ankabetsahany: Noteneniny an-kapobe fotsiny ny mpianatra, fa tsy nanondro an-dRakoto na Ranaivo manokana akory izy
Ny tontaliny, ny ankamaroany: Amin' ny ankapobeny mahay mihira ny Malagasy
Explications en français  4  [1.3#50] en bloc, en gros, en somme, en général
5  [1.13] généralité, global
Exemples  6  ny fepetra ankapobe mikasika ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana [1.320#]
7  mamolavola ny planina ankapobe hampandrosoana ny toe-karena sy ny fiaraha-monina [2.114#]
Morphologie 
8  Simple :
Mots composés 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21