Entrée 1/2 anivon' ny riaka
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza izay tany voahodidin' ny rano toa an' i Madagasikara, ka izany teny izany indrindra no nilazana ny Nosin' ny Malagasy fahizay [1.1]
Explications en anglais The whole island of Madagascar [1.2]
Explications en français Au milieu des torrents ou de la mer
Madagascar [1.3]
Mots élémentaires anivo ; riaka
Titres Anivon' ny Riaka

Entrée 2/2 Anivon' ny Riaka
Partie du discours nom propre (journal)
Vocabulaire 
Mots élémentaires anivon' ny riaka
Tableaux et planches Tous les titres

Mis à jour le 2024/01/22