|
|
|
|

Entrée1  angoronan-damba
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny
Mots élémentaires  4  angoronana, lamba

Mis à jour le 2024/12/07