|
|
|
|

Entrée1  angonina (angona)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Vorina, atoby, enti-milaza zavatra maso apetraka amin' ny toerana iray: Angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1]
Explications en anglais  4  to be collected, assembled, or gathered together. [1.2]
Exemples  5  Zozoro sy herana maina no angonina atao lafika. [2.472#]
6  Mandoa ariary roa isam-bolona izahay, ary angonina daholo ireo vola ireo. [2.332#]
7  Koa raha eto no misy mianjera tsy dia taolana sisa angonina ao anaty rano ao, hoy i Voahirana. [2.895#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Titres 
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot angonina

Anagrammes  14  angonina, aningano

Mis à jour le 2023/01/20