|
|
|
|

Entrée (1/2)1  angongo
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Voronandrano mitovy amin' ny gisa madinika ny habeny, fahita indrindra amin' ny faritany andrefana sy afovoany
Explications en anglais  4  [1.2] [Tanala] name of a bird. Same as arosy
Vocabulaire  5  Zoologie: oiseaux
Autres orthographes  6  ongongo
Analogues  7  ongongo, kaboka, koboka, rasana, arosy, kaboka, koboka, rasana

Entrée (2/2)8  angongo
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  [1.1] Enti-milaza fiavovonana sy fitobiana amin' ny toerana iray
Explications en français  11  [1.3] tas, monceau
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes relatifs :
14  Noms :

Anagrammes  15 

Mis à jour le 2025/01/21