Entrée | 1 angamba |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mpamaritra matoanteny enti-milaza fisalasalana, izany hoe tsy fahafantarana marina izay hitranga na izay mitranga any lavitra tsy atrehi-maso: Manavy angamba izay i dada ~ Ho tratrako ihany angamba ny voalohany ~ Ho vitanao ve itỳ asa itỳ rahampitso? Angamba |
Explications en anglais |
4 [1.2] see anGAha |
Exemples |
5 Ary angamba talohan'izay nahitanao azy no nahitako azy. [2.324] 6 Zanakao daholo angamba ireto, raha tsy diso aho, Ramatoa? [2.470] 7 angamba aza, amin' izay fotoana izay, izaho no olombelona ho halanao indrindra... [2.471] |
Dérivés |
|
Mis à jour le 2025/01/21 |