Entrée | 1 Andriantsimitoviaminandriandehibe |
Radical | 2 andriana, tsy, tovy, lehibe |
Partie du discours | 3 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Exemples |
4 Milevina ao amin'ny fahatelo amin'ny Trano Fito Miandalana andriantsimitoviaminandriandehibe. [2.508] 5 Tsy nanaiky izany anefa andriantsimitoviaminandriandehibe tao Antananarivo, satria izy no lahimatoa. [2.113] 6 Ny nanjakin-dRazakatsitakatrandriana nandimby an' andriantsimitoviaminandriandehibe teto Antananarivo; [2.48] |
Mis à jour le 2020/07/31 |