Entrée | 1 andefasana |
Radical | 2 lefa |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Explications en français |
4 [1.3#395] Nandefasako basy iray vava ny fahavalo ka maty ny anankiray (J'ai tiré contre les ennemis un coup de fusil qui en a tué un) |
Exemples |
5 tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama). [2.470] 6 Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba. [2.472] 7 Anarana sy adiresin'ny andefasana ary ny mpandefa no soratana amin'io faritra io. [2.117#] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 12 andefana |
Mis à jour le 2024/12/12 |