| Entrée | 1 anavahana |
| Radical | 2 avaka |
| Partie du discours | 3 verbe circonstanciel |
| Morphologie |
|
| Explications en anglais |
[1.2] |
| Explications en français |
[1.3#67] |
| Exemples |
8 Ny fotoana anaovana azy, amin'ny alina maty masoandro ihany sisa no anavahana sy anajana ny olobe.
[2.606#105]
9 manome hasina ny fiainam-piaraha-monina, tsy misy fanavakavahana ara-paritra, ara-piaviana, ara-poko, ara-pinoana, ara-pirehan-kevitra politika, ary tsy anavahana ny lahy sy ny vavy. [1.320#] |
| Mis à jour le 2026/04/19 |
|