Entrée anatsinomina (anatsimo (atsimo))
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Alefa na atodi-doha mianatsimo: Rehefa tonga teo amin' ilay tsangambato izahay, dia nanatsinominay ny dianay [1.1]
Explications en anglais To be moved southwards. [1.2]
Morphologie 
Présent : anatsinomina, anatsinomiko, anatsinominao, anatsinominy, anatsinomintsika, anatsinominay, anatsinominareo, anatsinomin', anatsinomin-, anatsinomim-, anatsinomi-
Passé : nanatsinomina, nanatsinomiko, nanatsinominao, nanatsinominy, nanatsinomintsika, nanatsinominay, nanatsinominareo, nanatsinomin', nanatsinomin-, nanatsinomim-, nanatsinomi-
Futur : hanatsinomina, hanatsinomiko, hanatsinominao, hanatsinominy, hanatsinomintsika, hanatsinominay, hanatsinominareo, hanatsinomin', hanatsinomin-, hanatsinomim-, hanatsinomi-
Impératif : anatsinomy
Analogues  anavaratina ~ atsinananina ~ ankandrefanina

Mis à jour le 2023/01/20