|
|
|
|

Entrée1  anaram-bosotra
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra
Explications en français  4  [1.8] a nickname
5  [1.8] sobriquet, surnom
Mots élémentaires  6  anarana, vosotra

Mis à jour le 2024/12/07