Entrée | 1 ananovina |
Radical | 2 anona |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 (anonovina na ananovina: itỳ faharoa no fampiasa kokoa) Atao toy izao na toy izao (tsy lazaina mazava ny fomba tiana hanaovana ilay zavatra, na noho ny hamaikana na noho ny tsy fitiavana hilaza mazava fotsiny): Ananovy kely ange io varavarana io, ry Koto a! [1.1] |
Morphologie |
|
Autres orthographes | 9 anonovina |
Anagrammes | 10 ananovina, ivonanana |
Mis à jour le 2023/01/20 |