|
|
|
|

Entrée1  anakandro
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Zavatra mihefakefaka amin' ny hoditra, fa indrindra ny hodi-tava, mova tsy ny tako-pery manify. [1.1]
Explications en anglais  4  [andro, day.] The name of a slight cutaneous affection, but which in some cases develops into leprosy. The eggs of the adrisa put on the face are used by the women as a charm against this. [1.2]
Explications en français  5  dartre [1.3]
Vocabulaire  6  Santé
Dérivés 
7  Adjectifs :

Anagrammes  8  anakandro, anandrako, Anandroka, andranoka, kandranao, kaondrana, nandaroka, nandraoka, nandroaka

Mis à jour le 2020/07/31