|
|
|
|

Entrée1  an-kodivirana
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  Eo am-piolahana, eo amin' ny fiviliana, amin' ny ilany miolaka amin' ny havoana, na ny tendrombohitra: Sakeli-dalana ankodimirana, ilaozy foana fa manahirana (Ny Avana) [1.1]
Synonymes  4  an-kodimirana
Proverbes  5  Proverbes contenant le mot an-kodivirana

Mis à jour le 2020/07/31