|
|
|
|

Entrée1  an-koditra
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en français  3  [1.3] sur la peau
Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible)
Exemples  4  [2.470] hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra.
5  [2.472] Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha.
Radical  6  ana, hoditra

Anagrammes  7  andritako, an-koditra, atandriko, kiatondra, takodiran, tandraiko, tondrakay

Mis à jour le 2025/01/21