Entrée | 1 ampovoany |
Radical | 2 any, fo, voa, -ny |
Partie du discours | 3 nom ou adverbe |
Explications en anglais |
4 [1.2] in the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst |
Explications en français |
5 [1.3] le milieu, le centre au milieu, au centre |
Exemples |
6 Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra; [2.508] 7 Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana. [2.499] 8 Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any. [2.472] |
Vocabulaire |
9 Espace |
Synonymes | 10 afovoany |
Analogues | 11 anivo |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |