|
|
|
|

Entrée1  ampongatany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Atao koa hoe Amponga fandrotrarana: fandrotrarana mihenjana amin' ny tsatoka kely anankiroa no aingain' ny tapa-kazo kely eo ambonin' ny lavaka voarakotra tain' omby maina ary dia velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa. (Kilalaon' ny ankizy)
Vocabulaire  4  Jeu

Mis à jour le 2024/12/07