|
|
|
|

Entrée1  ampifampidirina
Radical  2  iditra
Partie du discours  3  verbe passif
Exemples  4  Fa trano no tiana haorina eto. Aina no sitrakay hatambatra ho iray eto Taranaka hampifampidirina. [2.245#60]
5  ary dia nampifampidirina sy nampifanondanina tao an-katoka ireo notanana avy ao ivoho ka nisy niavovona be mihitsy ny an' ireo lava volo [2.436]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Mis à jour le 2023/01/20