|
|
|
|

Entrée 1  ampiarahina
Radical  2 araka
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en français  8 qu'on met ensemble, qu'on fait aller ensemble [1.3]
Exemples  9  manomana ny tanora ho amin' ny fiainana ka ampiarahina ny fianarana taratasy sy ny fianarana asa tanana. [2.356#122]
10  Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [2.472#65]

Mis à jour le 2026/04/19