Entrée | 1 ampamoaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fanadinana fakana am-bavany, fanadihadiana, famotopotorana, amakafakana: Nampanao ampamoaka momba ilay halatra omaly tao amin' ny Tranombola ny fanjakana |
Titres |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |