|
|
|
|

Entrée1  amongarana
Radical  2  fongatra
Partie du discours  3  verbe relatif
Explications en français  4  [1.3#184]
Exemples  5  Raha fa madihana famonosan-damba fotsiny, dia fotoana vitsivitsy ihany no iandrasana - eo anelanelan' ny fotoana amongarana sy anitrihana, - nefa dia mitovy daholo ihany ny zavatra rehetra atao hatramin' ny fotoana faran' ny famadihana. [2.436#]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  amangorana, amongarana

Mis à jour le 2023/01/20