Entrée | 1 ambolena |
Radical | 2 voly |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany (Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy) |
Explications en français |
5 [1.196] planté, emblavé : Be ny mangahazo nambolena tamin'io (On avait planté beaucoup de manioc cette année-ci) |
Exemples |
6 Tokony hoheverina ary ny momba ireo tanimbary izay tsy ambolena hafatsy vary hatrany hatrany. [2.332#35] 7 Rahefa ambolena moa ny voanjo, madiodio ny tanimboly satria vao navadika tamin' ny angadin' omby. [2.472#18] |
Vocabulaire |
8 Economie: agriculture |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot ambolena |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |