Entrée | 1 ambanana (ambana) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Anaovana fihetsehana mody mamely: Nambanako ny tehina ilay alika dia nandositra [1.1] |
Explications en anglais |
4 to be pretended to be struck at [1.2] |
Explications en français |
5 qu’on menace: Nambanana tamin’ ny tehina izy, ka nihataka tery (Il a été menacé avec le bâton et s’est écarté aussitôt) [1.3#26] |
Exemples |
6 Manaraka izany dia misy zaza efa voadidy foitra asaina mipetraka eo ambony tary ka mody ambanana ilay antsy. [2.436] |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot ambanana |
Anagrammes | 12 ambanana, mañabaña |
Mis à jour le 2023/01/20 |