|
|
|
|

Entrée1  ambainday
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny halavan' ny sakan' ny lamba anaovana ny lay, na ny halavan' ny lain-tsambo, izay iankinan' ny tanjany sy ny heriny
Ny halehiben' ny fivelatry ny asa na zavatra iray: Mihevitra ny hanitatra ny ambaindain' itỳ orinasa itỳ aho
Mots élémentaires  4  ambay, lay

Anagrammes  5  ambainday, Ambanidia

Mis à jour le 2025/01/21