|
|
|
|

Entrée1  alozina (alo)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Entin-teny: Tsy alozin-teny amin' ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana
4  Loarana: Raha nalozina avy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty lovia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Ikoto
5  Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo avy ny varinareo raha tianareo [1.1]
Explications en anglais  6  to have one's rice moistened with gravy; to be supplied with provisions which have been taken from the plate or spoon of a master or superior; to be brought through the medium of another, as messages brought by one person to another. [1.2]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot alozina

Anagrammes  12  alozina, lazoina, lozaina, loziana

Mis à jour le 2023/01/20