Entrée | 1 alozina (alo) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache |
3 Entin-teny: Tsy alozin-teny amin' ny lehibe aho fa afaka miresaka mivantana 4 Loarana: Raha nalozina avy tao am-bilany ny laoka ka natao tao anaty lovia, tsy tratra ny saka nandrombaka ny henan' Ikoto 5 Atsoboka: Tsy natondraka ny ro, tompoko, fa alozy ao anaty tsatokaty misy ny ro akaikinareo avy ny varinareo raha tianareo [1.1] |
Explications en anglais |
6 to have one's rice moistened with gravy; to be supplied with provisions which have been taken from the plate or spoon of a master or superior; to be brought through the medium of another, as messages brought by one person to another. [1.2] |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot alozina |
Anagrammes | 12 alozina, lazoina, lozaina, loziana |
Mis à jour le 2023/01/20 |