|
|
|
|

Entrée1  alobotra
Mots élémentaires  2  alo, botra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.10#A.230] aretina noheverin' ny razana fa mahavoa ny zaza. Vaventy nefa mihodrahodra ny zaza lazainy fa misy alobotra, mavesatra koa ny zaza izay vaventy noho ny fahasalamany dia mavibika, fa tsy mba mahavesatra toy izany. Dia ambarany koa fa mpivalambalana ny zaza misy azy, ka ny fivalanana mandeha amin' izany dia mitsiloliloly, izay lazainy fa aretina mivoaka.
5  [1.1] Aretin-jaza mahatonga azy hihodrohodro, ho botabota toa matavy rano
Explications en anglais  6  [1.2] [botra, plump.] A disease of children which makes them look plump.
Exemples  7  fa nony nakekena, ny anankiray rombina, ary ny anankiray alobotra. [2.69#247]
8  Mifanohitra amin' io alofisaka io kosa ny alobotra izay mahatonga ny zaza ho diso fitombo loatra ka manjary mohaka be. [2.643#213]
Vocabulaire  9  Santé
Analogues  10  alofisaka
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot alobotra

Mis à jour le 2024/12/12