|
|
|
|

Entrée1  alemanina
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao
Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina
4  [1.1] German
5  [1.1] allemand, allemande
Exemples  6  Fa ny tsy nety hadinoko indrindra dia ilay fanasana ahy, volana jolay 1953, tany Soisa alemanina, miteny alema, tany Pfaffikon, akaiky an' i Zurich. [2.356#]
Vocabulaire  7  Géographie: pays, peuples
Autres orthographes  8  alemaina

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21