|
|
|
|

Entrée1  ala safay
Mots élémentaires  2  ala, safay
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona [1.1]
Explications en anglais  5  Used in the following: miala safay [1.2]
Exemples  6  Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny. [2.4]
7  Mba nody nampidirina alasafay ihany ny Teny sy ny Tantara malagasy, saingy mbola ny teny frantsay ihany no taranjam-pianarana nahafaka na tsy nahafaka fanadinana. [2.503#]
Mots composés 

Mis à jour le 2023/01/10