|
|
|
|

Entrée1  Alananindro
Partie du discours  2  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Exemples  3  Tamin' ny androny no nahatongavan' ny Faliandro tany Alananindro. [2.508]
4  Alananindro ao atsimo - Homatsazo (na Homatrazo) ao andrefana atsimo. [2.508]
5  Tamin' ny andro nanjakan' izy mirahalahy ireo no tonga tany Alananindro ny tafika nentin-dRadama I. [2.508]
6  Nizara telo Alananindro, dia Alananindro vatana ao avaratra, Manambolo ao atsimo ary Onisoa ao andrefana. [2.508]

Anagrammes  7  Alananindro, nandalorany, nandilorana

Mis à jour le 2020/07/31