|
|
|
|

Entrée1  akotroka
Radical  2  kotroka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Atao mikotrokotroka, mirohondrohona: Akotrohy kely ny orga fa fety anio
5  Ampiasaina mba handrahoana, entina mahandro: Vilany iza no akotroka ireto vomanga ireto [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  akotroka, katoroka

Mis à jour le 2023/01/19