Entrée | 1 akorotsaka |
Radical | 2 korotsaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Aidina; akoriana: Rano mahamay no nakorotsany tamin' ny lohako ~ Nakorotsaka tao an-dava-bary ny vary [1.1] |
Exemples |
5 Miempo ao ambaniny ny tendrombohitra, Ary mivava ny lohasaha, Tahaka ny savoka taninin' ny afo, Sy tahaka ny rano akorotsaka eny amin' ny hantsana. [2.996#] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/19 |