|
|
|
|

Entrée1  akoriana
Radical  2  koriana
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan' ny Mpandahatra eny an-dohasaha ny rano mba hamelona ny biby sy ny zavamaniry
5  Akorisa, akisaka: Akoriano hatreto io vato io raha voatosikareo [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Anagrammes  10  akoraina, akoriana, anakirao

Mis à jour le 2023/01/19