| Entrée | 1 akofoka |
| Radical | 2 kofoka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana
9 Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina 10 Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra [1.1] |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2026/04/21 |
|