|
|
|
|

Entrée1  akepakepaka
Radical  2  kepakepaka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Atao mikepakepaka, na miala amin' ny toerany ka kely foana sisa mitana azy: Akepakepaky ny rivotra itỳ varavarankely niala tamin' ny savily itỳ
5  Atao mikemokemo, mihetsiketsika milentika na mihemotra: Akepakepaky ny fitsakoany ny molotr' io antidahy banga io [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2023/01/05