|
|
|
|

Entrée1  akatroka
Radical  2  katroka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  [1.1] Entina mikatroka, mipoka amin' ny..., mandona: Ny tandrony no nakatrok' ilay omby ny vato ka tapaka
Asaina mikatroka, miady, midona; adona, apoka: Nakatroky ny mpampianatra izy roa lahy tia adiady ka fay tsy te hiady intsony ~ Nahoana no nakatrokao tamin' ny rindrina ny lohan' ny zandriko?
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21