|
|
|
|

Entrée 1  ahodinkodina
Radical  2 hodinkodina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Exemples  7  Tsy azo ahodinkodina mihitsy ny fananana sy ny vola na an' ny Fanjakana na an' ny vondrom-bahoaka sosialista. [2.114#]
8  Dia ahodinkodina manisina (manara-tsisina) izay fiainana an-kapobeny eo ny resaka, sady miara-misotro eo izay zavatra naroson' ny tompontrano izy rehetra: mpamangy sy vangiana. [2.245#]

Mis à jour le 2026/04/19