Entrée | 1 ahitsaka |
Radical | 2 hitsaka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Entina manitsaka, ampiasaina mba hanitsaka: Misy tsilo ny voditongony ka ny loharantsany no ahitsany rehefa mandeha |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |