|
|
|
|

Entrée 1  ahirina
Radical  2 hirina
Partie du discours  3  verbe passif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Ilazana ny olona efa ho faty izay akimpy ny masony: Nahirin-janany Rakoto nony ho faty [1.1]
Exemples  9  Mifandray tendro amin'ny poety maro eto i Dox raha milaza fa ny maso ahirina eto an-tany dia antenaina fa hihiratra any an-koatra; [2.313#]

Anagrammes  ahirina, 10 hariañy, 11 hiraina, 12 ihirana, 13 irahina

Mis à jour le 2026/04/19