|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ahidrano
Mots élémentaires  2  ahitra, rano
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.78#2] [Tsimihety] anaran-javamaniry eny an-tanimbary fihinam-biby sy vorona
5  [1.1] ahitra maniry eny an-tanimbary rehefa vita ny vary
Explications en anglais  6  [1.2] The name of a grass much used as forage.
Explications en français  7  [1.3] herbe qui pousse après la coupe du riz
8  [1.196] (de ahitra = herbe et rano = eau). Herbes poussant dans les rizières et coupées comme fourrage vert après la récolte du riz. Surtout : Echinochloa stagnina (Retz.) P. Beauv., Echinochloa pyramidalis (Lam.) Hitchc. & Chase et Echinochloa crus-galli (L.) P. Beauv. (Poaceae).
Vocabulaire  9  Botanique: herbe
Nom scientifique 

Entrée (2/2)12  ahidrano
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14  [1.13] karazan-javamaniry ao anaty rano misy famaitso nefa tsy misy vahatra
15  [1.1] karazan-javamaniry fahita any anaty rano (ranomasina na ranomamy), izay tsisy fakany na lalandranon-kazo
Explications en français  16  [1.13] algue
Exemples  17  Ny fanafangaroana ahidrano amin'ny sakafo ihany koa dia manampy ioda ao anatiny. [2.424#]
Vocabulaire  18  Botanique: herbe
Analogues  19  alga

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21