Entrée (1/2) | 1 ahiboka |
Radical | 2 hiboka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 Hidiana amin' ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra ny omby 5 Afantsika amin' ny asa iray: Nahibony tamin' ny fianarana ny zanany [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 10 ahiboka |
Partie du discours | 11 nom |
Explications en français |
12 nom d'une espèce d'herbe qui apaise les maux de ventre ; feuille large et épaisse. [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulaire |
13 Botanique: herbe |
Anagrammes | 14 ahiboka, akobahy, habaiko, habikoa, habokai, hiboaka, hobakai, ikobaha |
Mis à jour le 2023/01/05 |