|
|
|
|

Entrée1  ahasohaso
Radical  2  hasohaso
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Entina manasohaso, mandokadoka: Teny mirehidrehitra no nahasohason' ilay mpikabary ny lehiben' ny fokontany [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Mis à jour le 2020/07/31