|
|
|
|

Entrée1  ahaona
Radical  2  haona
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny teny amin' ny fitsarana
5  akambana, ampiadina, atambatra, avitrana: Ahaony ireo hazo roa ireo [1.1]
Explications en anglais  6  used of the persons made to meet. [1.2]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  ahaona, ahoana, anahao, anoaha

Mis à jour le 2023/01/19