Entrée | 1 ageboka |
Radical | 2 geboka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Atelina atao telimoka, hanina: Nagebok' ilay ratsy iny ny volako Lanina, rodarodaina: Nageboky ny zanany ny haren-drainy |
Explications en français |
5 [1.3] Qu'on gobe, qu'on attrape, qu'on retient: Nageboky ny mpivarotra toaka ny volako (Le marchand de rhum m'a attrapé tout mon argent) |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |