|
|
|
|

Entrée1  afovoa
Partie du discours  2  adverbe
Explications en malgache  3  Eo anelanelan' ny zavatra roa na maro: Mipetraha ianao eto afovoan' izy mianaka ~ Raha mijery ny rantsantanana isika, ny fanondroadala no hita eo afovoany [1.1]
4  Eo amin' ny toerana mitovy elanelana amin' ny manodidina hatraiza hatraiza: Ny tanàna Ramainandro, hono, no eo afovoan' ny Nosy ~ Nanao faribolana ny ankizy ary dia i Soa no natsangany teo afovoany [1.1]
Morphologie 
5  Simple :
Synonymes  6  ampovoa
Tableaux et planches  7  Tous les adverbes

Mis à jour le 2020/07/31