Entrée afongo (fongo)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asaina mijanona ao am-pandriana mirakotra tsara: Nafongon-dreniny tao am-pandriana Inaivo kely fa nanavy be [1.1]
Morphologie 
Présent : afongo, afongoko, afongonao, afongony, afongontsika, afongonay, afongonareo, afongon', afongon-, afongom-
Passé : nafongo, nafongoko, nafongonao, nafongony, nafongontsika, nafongonay, nafongonareo, nafongon', nafongon-, nafongom-
Futur : hafongo, hafongoko, hafongonao, hafongony, hafongontsika, hafongonay, hafongonareo, hafongon', hafongon-, hafongom-
Impératif : afongoy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19