|
|
|
|

Entrée1  adinadina (adina)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  famotopotorana, famakafakana ny zavamisy na tranga niseho hahalalana ny marina: aza be adinadina loatra fa tsy raharahanao ny amin' izany! [1.62]
Explications en anglais  4  adina [1.2]
Explications en français  5  [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Exemples  6  Tsy mety mandry tsinona ny eritreritro, hoy ilay ondrindrano tia adinadina. [1.251]
7  I Doda no namarana ny vera, ka tonga dia nogohiny tsy nisy adinadina ny ambiny. [2.4#114]

Anagrammes  8  adinadina, andidiana, daindaina, diandiana

Mis à jour le 2023/10/20