Entrée | 1 adaraboka |
Radical | 2 daraboka |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Azera mafy amin' ny tany: Nadaraboky ny namany teo amin' ny tany izy |
Explications en anglais |
5 [1.2] used of anything thrown down violently |
Explications en français |
6 [1.3#96] qu’on jette en bas, qu'on précipite |
Exemples |
7 Hita ny vokatry ny herin' ny fitiavana teo amin' ny vehivavy: misy lehilahy nanan-daza nefa nadarabony [2.245#140] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 abaradako, adaraboka |
Mis à jour le 2023/01/19 |